plt_tn/heb/01/10.md

1.4 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny mpanoratra dia manohy manazava fa Jesosy dia ambony noho ireo anjely.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity teny nindramina ity dia avy ao amin'ny boky hafan'ny salamo.

Tany am-piandohana

"mialohan'ny nisian'ny zavatra rehetra"

Ianao no namorona ny fototry ny tany

Ny mpanoratra dia miresaka ny famoronan' Andriamanitra ny tany toy ny hoe nanamboatra trano eo amin'ny fototra Izy. DH: "Ianao no namorona ny tany"

Ireo lanitra dia asan'ny tananao

Eto ny teny hoe "tananao" dia maneho ny herin'Andriamanitra sy ny zavatra ataony. DH: "Inana no nanao ireo lanitra"

Ho levona izy ireo

"Ireo lanitra sy tany dia hanjavona" na "Ireo lanitra sy tany dia tsy hisy intsony"

Ho rovitra tahaka ny tapa-damba

Ny mpanoratra dia miresaka ireo lanitra sy tany toy ny hoe tapa-damba izay tonga antitra izy ireo ary farany lasa tonga tsy misy ilàna azy.

Hamoritra azy ireo tahaka ny fitafiana

Ny mpanoratra dia miresaka ireo lanitra sy tany toy ny hoe akanjo lava na karazan'akanjo ivelany hafa.

hovaina tahaka ny poti-damba izy ireo

Ny mpanoratra dia miresaka ireo lanitra sy tany toy hoe akanjo izay afaka hasolo amin'ny akanjo hafa ireo.

hovaina ... izy ireo

Afaka adika hoe. DH: "Ianao dia hanova azy ireny"

ny taonanao dia tsy hanam-pahataperana

Ny fotoana eto dia nampiasaina mba hanehoana fa mandrakizay ny fisian'Andriamanitra. DH: "ny fiainanao dia tsy hifarana mandrakizay"