plt_tn/hag/02/20.md

32 lines
689 B
Markdown

# tonga ... ny tenin'i Yaveh
"Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.
# Hagay ... Zerobabela
Anaran-dehilahy ireo.
# tamin'ny andro fahefatra amby roapolon'ny volana
DH: "tamin'ny adro fahefatra amby roapolon'ny volana fahasivy"
# Hanozongozona ny lanitra sy ny tany Aho
Hahatonga fikorontanana eo amin'ny tontolon'izy ireo Yaveh.
# ny lanitra sy ny tany
DH: "izao tontolo izao"
# Satria horavako ny seza fiandrianan'ireo fanjakana
Hirodana amin'ny fikorontanana fara-tampony ireo governemanta.
# ny seza fiandrianan'ireo fanjakana
DH: "governemanta hanjakan'ny mpanjaka"
# ny sabatry ny rahalahiny
DH: "ny sabatra eo amin'ny miaramila namana"