plt_tn/hag/02/20.md

689 B

tonga ... ny tenin'i Yaveh

"Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.

Hagay ... Zerobabela

Anaran-dehilahy ireo.

tamin'ny andro fahefatra amby roapolon'ny volana

DH: "tamin'ny adro fahefatra amby roapolon'ny volana fahasivy"

Hanozongozona ny lanitra sy ny tany Aho

Hahatonga fikorontanana eo amin'ny tontolon'izy ireo Yaveh.

ny lanitra sy ny tany

DH: "izao tontolo izao"

Satria horavako ny seza fiandrianan'ireo fanjakana

Hirodana amin'ny fikorontanana fara-tampony ireo governemanta.

ny seza fiandrianan'ireo fanjakana

DH: "governemanta hanjakan'ny mpanjaka"

ny sabatry ny rahalahiny

DH: "ny sabatra eo amin'ny miaramila namana"