plt_tn/hag/01/14.md

638 B

nanetsika ny fanahin'ny

Mamporisika na misarika no dikan'izany.

sisa tavela

Ny teny hoe "sisa tavela" dia ilazana ny olona izay mbola velona taorian'ny nahatongavan'izy ireo avy amin'ny fahababoana tany Babylona ka nanomboka namerina nanarina an'i Jerosalema.

tamin'ny andro fahefatra amby roapolon'ny volana fahenina

23 andro taorian'ny nahazoany ilay fahitana fotsiny io. Volona fahenina amin'ny tetiandro Hebreo izany. Ny andro fahefatra amby roapolo dia manakaiky ny tapaky ny volana Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana.

tamin'ny faharoa taona nanjakan'i Dariosa mpanjaka

"taona faharoa nanjakan'i Dariosa Mpanjaka"