forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
638 B
Markdown
16 lines
638 B
Markdown
|
# nanetsika ny fanahin'ny
|
||
|
|
||
|
Mamporisika na misarika no dikan'izany.
|
||
|
|
||
|
# sisa tavela
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "sisa tavela" dia ilazana ny olona izay mbola velona taorian'ny nahatongavan'izy ireo avy amin'ny fahababoana tany Babylona ka nanomboka namerina nanarina an'i Jerosalema.
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny andro fahefatra amby roapolon'ny volana fahenina
|
||
|
|
||
|
23 andro taorian'ny nahazoany ilay fahitana fotsiny io. Volona fahenina amin'ny tetiandro Hebreo izany. Ny andro fahefatra amby roapolo dia manakaiky ny tapaky ny volana Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana.
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny faharoa taona nanjakan'i Dariosa mpanjaka
|
||
|
|
||
|
"taona faharoa nanjakan'i Dariosa Mpanjaka"
|