plt_tn/hag/01/03.md

705 B

tonga ... ny tenin'i Yaveh

"Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1.

ny tanan'i Hagay

DH: "tonga tamin'ny alalan'ny tenin'i (vava) Hagay."

Fotoana honenanareo ao amin'ny trano vitanareo ve izao

DH: jereo ny UDB

raha toa ka mbola rava izany trano izany

Ny teny hoe "trano" eto dia ilazana ny tempolin'Andriamanitra.

fa tsy mamo

Tsy milaza na maneho hevitra ambadika akory ny lahatsoratra fa zavatra tsara ny hamamoana. Fa kosa, tsy misy divay ampy hahafapo ny hetahetan'ny olona sady tsy ampy hahamamo akory.

ary ny mpikarama dia handray vola ho atao ao anaty kitapo feno loaka fotsiny ihany

DH: "ny vola iharianao amin'ny asa dia tsy ampy ividiananao"