# tonga ... ny tenin'i Yaveh "Nanambara ny teniny Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1. # ny tanan'i Hagay DH: "tonga tamin'ny alalan'ny tenin'i (vava) Hagay." # Fotoana honenanareo ao amin'ny trano vitanareo ve izao DH: jereo ny UDB # raha toa ka mbola rava izany trano izany Ny teny hoe "trano" eto dia ilazana ny tempolin'Andriamanitra. # fa tsy mamo Tsy milaza na maneho hevitra ambadika akory ny lahatsoratra fa zavatra tsara ny hamamoana. Fa kosa, tsy misy divay ampy hahafapo ny hetahetan'ny olona sady tsy ampy hahamamo akory. # ary ny mpikarama dia handray vola ho atao ao anaty kitapo feno loaka fotsiny ihany DH: "ny vola iharianao amin'ny asa dia tsy ampy ividiananao"