plt_tn/hab/03/18.md

580 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manandratra an'Yaveh i Habakoka.

Hiravoravo ... mifalia

Midika hoe: "mba mifalia" ireo teny roa ireo, fa raha atao amin'ny fiteny hafa dia amin'ny firavoana be aorian'ny ady, ampiasao eto ny hoe: "mifalia".

Manao ny tongotro tahaka ny an'ny diera Izy; mampandroso ahy any amin'ireo toerako avo Izy

Afaka omen'i Habakoka Tongotra tahaka ny diera mba ho zatra mihanika aram-bato. Oharina amin'ny toerana ivelan'ny lozan'ireo mpanakarena ny teny hoe: "toerana avo". Omen'Andriamanitra fahazarana izy mba hakany fiarovana raha miteny.