plt_tn/hab/03/18.md

12 lines
580 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manandratra an'Yaveh i Habakoka.
# Hiravoravo ... mifalia
Midika hoe: "mba mifalia" ireo teny roa ireo, fa raha atao amin'ny fiteny hafa dia amin'ny firavoana be aorian'ny ady, ampiasao eto ny hoe: "mifalia".
# Manao ny tongotro tahaka ny an'ny diera Izy; mampandroso ahy any amin'ireo toerako avo Izy
Afaka omen'i Habakoka Tongotra tahaka ny diera mba ho zatra mihanika aram-bato. Oharina amin'ny toerana ivelan'ny lozan'ireo mpanakarena ny teny hoe: "toerana avo". Omen'Andriamanitra fahazarana izy mba hakany fiarovana raha miteny.