plt_tn/hab/03/16.md

448 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manoritsoritra ny fiafenany i Habakoka rehefa nieritreritra izay mety hamaizan'Yaveh ireo Kaldeana.

Nihorohoro ny tao anatiko! Nipararetra ny molotro ... Tonga tamin'ny taolako ny fahalovana ... nangovitra ny tenako

Oharina amin'ny fahatahorana ny fieritreretana ny amin'ny fiainan-koavy. Mampiasa ny ampahany amin'ny vatany i Habakoka mba hilazany fa natahotra ny ankamaroan'ny vatany.

Fahalovana

lo