# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Manoritsoritra ny fiafenany i Habakoka rehefa nieritreritra izay mety hamaizan'Yaveh ireo Kaldeana. # Nihorohoro ny tao anatiko! Nipararetra ny molotro ... Tonga tamin'ny taolako ny fahalovana ... nangovitra ny tenako Oharina amin'ny fahatahorana ny fieritreretana ny amin'ny fiainan-koavy. Mampiasa ny ampahany amin'ny vatany i Habakoka mba hilazany fa natahotra ny ankamaroan'ny vatany. # Fahalovana lo