plt_tn/hab/03/13.md

12 lines
383 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Manoritsoritra an'i Yaveh i Habakoka.
# Ilay voahosotrao
Izany dia midika ihany koa hoe: "Mesianareo," fa mazava fa "ny olonareo," ka mampiasa anarana iombonana eto fa tsy anarana samy irery.
# Manorotoro ny lohan'ny ankohonan'ny ratsy fanahy mba hampiharihary ny fototry ny hatony
"Hanimba tanteraka ny mpitarika ami'ny olon-dratsy ianao"