plt_tn/hab/03/13.md

383 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Manoritsoritra an'i Yaveh i Habakoka.

Ilay voahosotrao

Izany dia midika ihany koa hoe: "Mesianareo," fa mazava fa "ny olonareo," ka mampiasa anarana iombonana eto fa tsy anarana samy irery.

Manorotoro ny lohan'ny ankohonan'ny ratsy fanahy mba hampiharihary ny fototry ny hatony

"Hanimba tanteraka ny mpitarika ami'ny olon-dratsy ianao"