plt_tn/hab/01/08.md

825 B

Ireo soavaliny ... ireo soavaliny

Ireo soavalin'ireo miaramila Kaldeana

Mailaka noho ny ambodian'ny alina

Aorian'ny fihazana amin'ny alina rehefa noana mafy izy ireo satria tsy nisakafo nandritra ny tontolo andro izy ireo dia haingam-pandeha noho ny ambodia masiaka ny soavalin'ny Kaldeana rehefa nampitahana.

Mpitaingin-tsoavalin'izy ireo

Ireo miaramila Keldeana mitaingina soavaly.

Leoparda

Lehibe, saka haingam-pandeha

Manidina tahaka ny voromahery izy ieo

"Manidina haingana tahaka ny voromahery ny mpitaingina ny soavaly"

Manangona ireo tratra babo tahaka ny fasika izy ireo

Betsaka ireo Kaldeana, ary tahaka ny voa amin'ny fasika no ihotazan'ny rivotra azy amin'ny tafiotra ka betsaka ihany koa raha isaina, nefa tsisy afaka ny anisa ny vahoaka izay babo sy ireo gadran'izy ireo na dia iray aza.