# Ireo soavaliny ... ireo soavaliny Ireo soavalin'ireo miaramila Kaldeana # Mailaka noho ny ambodian'ny alina Aorian'ny fihazana amin'ny alina rehefa noana mafy izy ireo satria tsy nisakafo nandritra ny tontolo andro izy ireo dia haingam-pandeha noho ny ambodia masiaka ny soavalin'ny Kaldeana rehefa nampitahana. # Mpitaingin-tsoavalin'izy ireo Ireo miaramila Keldeana mitaingina soavaly. # Leoparda Lehibe, saka haingam-pandeha # Manidina tahaka ny voromahery izy ieo "Manidina haingana tahaka ny voromahery ny mpitaingina ny soavaly" # Manangona ireo tratra babo tahaka ny fasika izy ireo Betsaka ireo Kaldeana, ary tahaka ny voa amin'ny fasika no ihotazan'ny rivotra azy amin'ny tafiotra ka betsaka ihany koa raha isaina, nefa tsisy afaka ny anisa ny vahoaka izay babo sy ireo gadran'izy ireo na dia iray aza.