plt_tn/gen/49/22.md

12 lines
367 B
Markdown

# Josefa dia sampam-bokatra,
Eto ny Josefa dia sarinteny ilazana ireo taranany. Resahan'i Jakoba toy ny sampana izay mamokatra voa maro izany. Manindry izany fa hitombo fatratra ny isan'izy ireo.
# sampaho
ilay tena sampan'ilay hazo
# izay ny sampany dia mananika mihoatry ny fefy
Ny fanirian'ny sampana mihoatra ny fefy dia resahina toy ny hoe mananika izany.