# Josefa dia sampam-bokatra, Eto ny Josefa dia sarinteny ilazana ireo taranany. Resahan'i Jakoba toy ny sampana izay mamokatra voa maro izany. Manindry izany fa hitombo fatratra ny isan'izy ireo. # sampaho ilay tena sampan'ilay hazo # izay ny sampany dia mananika mihoatry ny fefy Ny fanirian'ny sampana mihoatra ny fefy dia resahina toy ny hoe mananika izany.