plt_tn/gen/48/01.md

28 lines
826 B
Markdown

# Ary
Nampiasaina izany andian-teny izany eto hanamarihana ny fizaran-tantara vaovao.
# nisy nilaza tamin'i Josefa
"nisy olona nilaza tamin'i Josefa"
# Indro, (...) rainao
"Indro, (...) rainao." Eto ny teny hoe "indro" dia nampiasaina hisarihana ny fifantohan'i Josefa.
# Dia nentiny
"Dia nentin'i Josefa"
# Rehefa nilazana Jakoba hoe
Afaka atao izany hoe: DH: "Raha nisy nilaza tamin'i Jakoba" (UDB)
# Josefa zanakao lahy tonga mba hijery anao
"tonga eto aminao i Josefa zanakao lahy"
# nanangona hery Israely ka niarina nipetraka teo am-pandriana
Eto ny mpanoratra dia miresaka ny miezaka miharina hipetraka eo am-pandriana toy ny hoe manangona "hery" toy ny olona izay manangona zavatra tena misy. DH: "Nanao ezaka mafy Israely mba hipetraka eo am-pandriana" na "'Niady ny hipetraka eo am-pandriana Israely"