# Ary Nampiasaina izany andian-teny izany eto hanamarihana ny fizaran-tantara vaovao. # nisy nilaza tamin'i Josefa "nisy olona nilaza tamin'i Josefa" # Indro, (...) rainao "Indro, (...) rainao." Eto ny teny hoe "indro" dia nampiasaina hisarihana ny fifantohan'i Josefa. # Dia nentiny "Dia nentin'i Josefa" # Rehefa nilazana Jakoba hoe Afaka atao izany hoe: DH: "Raha nisy nilaza tamin'i Jakoba" (UDB) # Josefa zanakao lahy tonga mba hijery anao "tonga eto aminao i Josefa zanakao lahy" # nanangona hery Israely ka niarina nipetraka teo am-pandriana Eto ny mpanoratra dia miresaka ny miezaka miharina hipetraka eo am-pandriana toy ny hoe manangona "hery" toy ny olona izay manangona zavatra tena misy. DH: "Nanao ezaka mafy Israely mba hipetraka eo am-pandriana" na "'Niady ny hipetraka eo am-pandriana Israely"