plt_tn/gen/45/12.md

16 lines
533 B
Markdown

# hitan'ny masonareo, sy ny mason'i Benjamina rahalahiko
Ny teny hoe "maso" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "Ianareo rehetra sy i Benjamina no maita"
# fa ny vavako no miteny aminareo
Ny teny hoe "vava" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "fa izaho, Josefa, no miresaka aminareo"
# momban'ny voninahitro aty Egypta
"ny momban'ny fanajan'ny olona aty Egypta ahy fatratra"
# midina aty ny raiko
Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "midina" rehefa miresaka ny mandeha mankany Kanana ho any Egypta. DH: "eto amiko ny raiko"