# hitan'ny masonareo, sy ny mason'i Benjamina rahalahiko Ny teny hoe "maso" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "Ianareo rehetra sy i Benjamina no maita" # fa ny vavako no miteny aminareo Ny teny hoe "vava" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "fa izaho, Josefa, no miresaka aminareo" # momban'ny voninahitro aty Egypta "ny momban'ny fanajan'ny olona aty Egypta ahy fatratra" # midina aty ny raiko Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "midina" rehefa miresaka ny mandeha mankany Kanana ho any Egypta. DH: "eto amiko ny raiko"