plt_tn/gen/45/07.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown

# hitahiry anareo ho sisa eto an-tany
"mba tsy ho levona eto an-tany ianao sy ireo fianakavinareo" na "mba hahazoana antoka fa ho velona ireo taranakao"
# hitazona anareo ho velona amin'ny fanafahana lehibe
Ny anarana hoe "fanafahana" dia afaka atao koa hoe "fanavotana." DH: "hitazona anareo ho velona amin'ny fanavotana amin'ny fitondrana mahery"
# izy nanao ahy ho rain'i Farao
Ny fanampiana sy ny fanoroana an'i Josefa an'i Farao dia resahina toy ny hoe rain'i Farao i Josefa. DH: "nataony ho mpitari-dalana an'i Farao aho" na "nataony ho ilay lehiben'ny mpanolotsaina an'i Farao aho"
# ny tranony rehetra
Eto ny "trano" dia ilazana ny olona izay mipetraka ao an-dapany. DH: "ny ankohonany rehetra" na "'ny ao an-dapany rehetra"
# mpanapaka ny tany rehetra manerana an'i Egypta
Eto ny "tany" dia ilazana ny olona. DH: "mpanapaka ny olona rehetra eto Egypta"
# mpanapaka
Eto i Josefa dia midika ho mpanapaka faharoa manaraka an'i Farao, ilay mpanjakan'i Egypta. Afaka atao mazava izany fampahafantarana izany.