plt_tn/gen/43/24.md

8 lines
314 B
Markdown

# nanasa ny tongony izy ireo
Fomba fanao hanapiana ireo mpandeha avy lavitra hamelombelona azy ireo ao aorian'ny fandehanany tongotra alavitra izany. Ny tena dikan'izany fanambarana izany dia afaka atao mazava.
# nomeny sakafo ny ampondran'izy ireo
"manome sakafo" dia mamahana sakafo maina eo anilan'ireo biby