# nanasa ny tongony izy ireo Fomba fanao hanapiana ireo mpandeha avy lavitra hamelombelona azy ireo ao aorian'ny fandehanany tongotra alavitra izany. Ny tena dikan'izany fanambarana izany dia afaka atao mazava. # nomeny sakafo ny ampondran'izy ireo "manome sakafo" dia mamahana sakafo maina eo anilan'ireo biby