plt_tn/gen/42/07.md

12 lines
444 B
Markdown

# Nahita ireo rahalahiny i Josefa ary nahalala azy ireo
"Rehefa nahita ireo rahalahiny sy nahalala azy ireo i Josefa"
# nanova ny endriny tamin'izy ireo izy
"nanao toy ny hoe tsy rahalahin'izy ireo izy" na "tsy navelany ho fantatr'izy ireo hoe rahalahany izy"
# Avy aiza ianareo?
Tsy fanontaniana fampisainana izany na dia fantatr'i efa Josefa aza ny valiny. Tena safidiny mihitsy ny hitazona ny momba azy tsy ho fantatr'ireto rahalahiny.