# Nahita ireo rahalahiny i Josefa ary nahalala azy ireo "Rehefa nahita ireo rahalahiny sy nahalala azy ireo i Josefa" # nanova ny endriny tamin'izy ireo izy "nanao toy ny hoe tsy rahalahin'izy ireo izy" na "tsy navelany ho fantatr'izy ireo hoe rahalahany izy" # Avy aiza ianareo? Tsy fanontaniana fampisainana izany na dia fantatr'i efa Josefa aza ny valiny. Tena safidiny mihitsy ny hitazona ny momba azy tsy ho fantatr'ireto rahalahiny.