plt_tn/gen/42/01.md

20 lines
746 B
Markdown

# Ary fantatr'i Jakoba
Ny teny hoe "ary" dia manamarika ny fizaran-tantara vaovao.
# Nahoana no mifampijery ianareo?
Mampiasa izany fanontaniana izany i Jakoba hibedesana ireo zanany lahy ny amin'ny tsy nanaovan'izy ireo n'inona n'inona amin'ireo vokatra. DH: "Aza mipetra-potsiny eto!"
# Midìna any ... nandeha nidina
Mahazatra ny miresaka ny mandeha avy any Kanana mankany Egypta ho toy ny "midina" na "ambany."
# any Egypta
Eto ny "Egypta" dia ilazana ireo olona izay mivarotra ny vokatra. DH: "any amin'ireo izay mivarotra ny vokatra any Egypta"
# Fa Benjamina, rahalahin'i Josefa, tsy nalefan'i Jakoba
Iray ihany ny ray sy renin'i Benjamina sy Josefa. Tsy foin'i Jakoba ny handefa an'i Josefa izay hany zanaka lahin'i Rahely sisa.