# Ary fantatr'i Jakoba Ny teny hoe "ary" dia manamarika ny fizaran-tantara vaovao. # Nahoana no mifampijery ianareo? Mampiasa izany fanontaniana izany i Jakoba hibedesana ireo zanany lahy ny amin'ny tsy nanaovan'izy ireo n'inona n'inona amin'ireo vokatra. DH: "Aza mipetra-potsiny eto!" # Midìna any ... nandeha nidina Mahazatra ny miresaka ny mandeha avy any Kanana mankany Egypta ho toy ny "midina" na "ambany." # any Egypta Eto ny "Egypta" dia ilazana ireo olona izay mivarotra ny vokatra. DH: "any amin'ireo izay mivarotra ny vokatra any Egypta" # Fa Benjamina, rahalahin'i Josefa, tsy nalefan'i Jakoba Iray ihany ny ray sy renin'i Benjamina sy Josefa. Tsy foin'i Jakoba ny handefa an'i Josefa izay hany zanaka lahin'i Rahely sisa.