plt_tn/gen/37/34.md

28 lines
977 B
Markdown

# Nandrovitra ny fitafiany Jakoba
Izany dia maneho ny adin-tsaina lalina sy fahoriana . Afaka soratana mazava kokoa izany. DH: "Ory indrindra izy ka nandriatra ny fitafiany"
# nisikina lamba fisaonana teo am-balahany
Eto ny "valahana" = " ...balahany" dia ilazana ny faritra afovoan'ny vatana na ny andilana. DH: "nisikina lamba fisaonana"
# Nitsangana
Ny fahatongavan'ireo akizy tany amin'ny rain'izy ireo dia resahina toy ny hoe "nitsangana." DH: "tonga teo aminy"
# fa tsy nety nampiononina izy
Afaka atao izany hoe: DH: "Fa tsy namela azy ireo hampionona azy izy"
# Namidin'ireo Midianita (...) izy
"Namidin'ireo Midianita i Josefa"
# Hidina ho any amin'ny fiainan-tsi-hita tokoa aho hisaona
Ny heviny dia hoe hisaona izy amin'izany andro izany ka hatramin'ny hahafatesany. DH: "Eny tokoa, rehefa maty sy hidina ho any amin'ny fiainan-tsi-hita aho dia mbola hanohy hisaona"
# ilay lehiben'ny mpiambina
"ilay mpitarika ireo miaramila izay niambina ny mpanjaka"