# Nandrovitra ny fitafiany Jakoba Izany dia maneho ny adin-tsaina lalina sy fahoriana . Afaka soratana mazava kokoa izany. DH: "Ory indrindra izy ka nandriatra ny fitafiany" # nisikina lamba fisaonana teo am-balahany Eto ny "valahana" = " ...balahany" dia ilazana ny faritra afovoan'ny vatana na ny andilana. DH: "nisikina lamba fisaonana" # Nitsangana Ny fahatongavan'ireo akizy tany amin'ny rain'izy ireo dia resahina toy ny hoe "nitsangana." DH: "tonga teo aminy" # fa tsy nety nampiononina izy Afaka atao izany hoe: DH: "Fa tsy namela azy ireo hampionona azy izy" # Namidin'ireo Midianita (...) izy "Namidin'ireo Midianita i Josefa" # Hidina ho any amin'ny fiainan-tsi-hita tokoa aho hisaona Ny heviny dia hoe hisaona izy amin'izany andro izany ka hatramin'ny hahafatesany. DH: "Eny tokoa, rehefa maty sy hidina ho any amin'ny fiainan-tsi-hita aho dia mbola hanohy hisaona" # ilay lehiben'ny mpiambina "ilay mpitarika ireo miaramila izay niambina ny mpanjaka"