plt_tn/gen/37/12.md

24 lines
696 B
Markdown

# Moa tsy lasa niandry ireo ondry aman'osy any Sekema ve ireo rahalahinao?
Nampiasa izany fanontaniana izany Israely hanombohana ny resaka.DH: "Miandry ireo ondry aman'osy any Sekema ireo rahalahinao."
# Avia
Eto dia azo lazaina fa miteny an'i Josefa mba hiomana sy handao ary handeha hijery ireo rahalahiny i Israely. DH: "Miomana"
# Vonona aho
Vonona ny handeha izy. "Vonona ny handeha aho"
# Hoy izy taminy hoe:
"niteny tamin'i Josefa i Israely"
# tatero aty amiko
Ilain'i Israely hiverina i Josefa ary hilaza aminy mahakasika ireo rahalahiny sy ireo ondry aman'osy. DH: "Avia ka tantarao ahy izay hitanao" na "itondray tatitra aho" (UDB)
# nihoatra ny lohasaha
"niala ny lohasaha"