# Moa tsy lasa niandry ireo ondry aman'osy any Sekema ve ireo rahalahinao? Nampiasa izany fanontaniana izany Israely hanombohana ny resaka.DH: "Miandry ireo ondry aman'osy any Sekema ireo rahalahinao." # Avia Eto dia azo lazaina fa miteny an'i Josefa mba hiomana sy handao ary handeha hijery ireo rahalahiny i Israely. DH: "Miomana" # Vonona aho Vonona ny handeha izy. "Vonona ny handeha aho" # Hoy izy taminy hoe: "niteny tamin'i Josefa i Israely" # tatero aty amiko Ilain'i Israely hiverina i Josefa ary hilaza aminy mahakasika ireo rahalahiny sy ireo ondry aman'osy. DH: "Avia ka tantarao ahy izay hitanao" na "itondray tatitra aho" (UDB) # nihoatra ny lohasaha "niala ny lohasaha"