plt_tn/gen/36/37.md

28 lines
819 B
Markdown

# Samla
Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:34.
# nandimby ny toerany i Saoly avy any Rehobota izay eo akaikin'ny ony
Nonina tany Rehobota i Saoly. Rehobota dia eo akaikin'ny Ony Efrata. Izany fampahafantarana izany dia afaka atao mazava. DH: "avy eo i Saoly dia nandimby ny toerany. Izy dia avy any Rehobota izay akaikin'ny Ony Efrata"
# Saoly ... Bala-hanana ... Akbora ... Hadara ... Matreda ... Me-zahaba
Anaran-dehilahy ireo.
# Rehobota ... Pao
Anaran-toerana ireo.
# Anaran'ilay tanànany
Ny heviny dia hoe ny tanàna izay nonenany. DH: "ny anaran'ny tanàna izay nonenany"
# ilay zanaka vavin'i Matreda, izay zafikelin'i Me-zahaba
Ny andidiny tsy feno dia afaka ampiana. DH: "zanaka vavin'i Matreda izy, ary zafikelin'i Me-zahaba"
# Mehetabela
Anaram-behivavy izany.