plt_tn/gen/36/37.md

819 B

Samla

Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:34.

nandimby ny toerany i Saoly avy any Rehobota izay eo akaikin'ny ony

Nonina tany Rehobota i Saoly. Rehobota dia eo akaikin'ny Ony Efrata. Izany fampahafantarana izany dia afaka atao mazava. DH: "avy eo i Saoly dia nandimby ny toerany. Izy dia avy any Rehobota izay akaikin'ny Ony Efrata"

Saoly ... Bala-hanana ... Akbora ... Hadara ... Matreda ... Me-zahaba

Anaran-dehilahy ireo.

Rehobota ... Pao

Anaran-toerana ireo.

Anaran'ilay tanànany

Ny heviny dia hoe ny tanàna izay nonenany. DH: "ny anaran'ny tanàna izay nonenany"

ilay zanaka vavin'i Matreda, izay zafikelin'i Me-zahaba

Ny andidiny tsy feno dia afaka ampiana. DH: "zanaka vavin'i Matreda izy, ary zafikelin'i Me-zahaba"

Mehetabela

Anaram-behivavy izany.