plt_tn/gen/35/14.md

12 lines
435 B
Markdown

# tsangam-bato
vato fahatsiarovana izany, vato lehibe na vatolampy (vato lahy) natsangana mba hanamarihana izany(fahatsiarovana izany).
# Nandraraka fanatitra sotroina sy nandraraka diloilo teo amin'izany izy
Izany dia famantarana fa natokana ho an'Andriamanitra ilay tsangam-bato.
# Betela
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Betela dia midika hoe 'tranon'Andriamanitra.'''