# tsangam-bato vato fahatsiarovana izany, vato lehibe na vatolampy (vato lahy) natsangana mba hanamarihana izany(fahatsiarovana izany). # Nandraraka fanatitra sotroina sy nandraraka diloilo teo amin'izany izy Izany dia famantarana fa natokana ho an'Andriamanitra ilay tsangam-bato. # Betela Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe :''Ny anarana hoe Betela dia midika hoe 'tranon'Andriamanitra.'''