plt_tn/gen/33/12.md

24 lines
847 B
Markdown

# Ny tompoko dia mahafantatra
Fomba mihaja ilazana an'i Esao izany. DH: "Ianao, tompoko, mahalala"
# mbola kely ireo ankizy
Afaka atao mazava kokoa ny hevitr'izany. DH: "tsy afaka ny handeha haingana ireto ankizy nohon'ny hakelin'izy ireo"
# Raha entina mafy na dia iray andro monja aza
Afaka atao izany hoe: DH: "raha terentsika handeha mafy na dia iray andro monja aza" na "Raha ho koropahina handeha na dia iray andro monja aza"
# Mba avelao re ny tompoko handeha hialoha ny mpanompony
Izany dia fomba mihaja ilazan'i Jakoba ny tenany. DH: "Ry tompoko, izaho mpanomponao. Mba mandehana mialoha ahy"
# araka ny famindran'ireo biby fiompy izay eo alohako
"mifanaraka amin'ny hafainganam-pandehan'ireo biby izay andrasako"
# Seira
Faritra be tendrombohitra any amin'ny faritanin'i Edoma izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny32:3.