# Ny tompoko dia mahafantatra Fomba mihaja ilazana an'i Esao izany. DH: "Ianao, tompoko, mahalala" # mbola kely ireo ankizy Afaka atao mazava kokoa ny hevitr'izany. DH: "tsy afaka ny handeha haingana ireto ankizy nohon'ny hakelin'izy ireo" # Raha entina mafy na dia iray andro monja aza Afaka atao izany hoe: DH: "raha terentsika handeha mafy na dia iray andro monja aza" na "Raha ho koropahina handeha na dia iray andro monja aza" # Mba avelao re ny tompoko handeha hialoha ny mpanompony Izany dia fomba mihaja ilazan'i Jakoba ny tenany. DH: "Ry tompoko, izaho mpanomponao. Mba mandehana mialoha ahy" # araka ny famindran'ireo biby fiompy izay eo alohako "mifanaraka amin'ny hafainganam-pandehan'ireo biby izay andrasako" # Seira Faritra be tendrombohitra any amin'ny faritanin'i Edoma izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny32:3.