plt_tn/gen/33/04.md

20 lines
718 B
Markdown

# hihaona aminy
"hihaona amin'i Jakoba"
# namihina azy, nisankambina ny tendany ary nanoroka azy
Afaka atao fehezanteny vaovao izany. DH: " Namihana an'i Jakoba tamin'ny sandriny Esao, nisankambina azy, ary nanoroka azy"
# Avy eo dia nitomany izy ireo
Afaka atao mazava kokoa izany. DH: "Avy eo dia nitomany i Jakoba sy Esao satria faly izy ireo fa nifankahita indray"
# nahita ireo zaza amam-behivavy izy
"nahita ireo zaza amam-behivavy izay niaraka tamin'i Jakoba"
# Ireo no ankizy izay nomen'Andriamanitra tamim-pahasoavana ho an'ny mpanomponao
Ny andian-teny "ny mpanomponao" dia fomba mihaja ilazan'i Jakoba ny tenany. DH: " ireo no zaza izay nomen'Andriamanitra tamin-katsaram-panahy ahy, mpanomponao"