plt_tn/gen/32/24.md

20 lines
625 B
Markdown

# mandra-parainan'ny andro
"mandra-mangiran-dratsy" (UDB)
# fotopen(y)
"fotope." Eo amin'ny toeran'ny taolam-pe izay mampitohy ny fotope izany.
# Nipitsoka ny fotopen'i Jakoba raha nitolona taminy izy
Afaka atao izany hoe: DH: "Nahavoa (nandratra) ny foto-pen'i Jakoba ilay lehilahy raha nifampitolona taminy"
# mitso-drano
Eto ny "mitso-drano" dia manana hevitra hoe manonona faniriana sy tombotsoa tsara hitranga amin'izany olona izany.
# Tsy hamela anao handeha aho raha tsy mitso-drano ahy ianao
Afaka atao izany hoe: DH: "Tsy tokoa! tsy maintsy mitso-drano ahy aloha ianao, dia izay vao hamela anao andeha aho"