# mandra-parainan'ny andro "mandra-mangiran-dratsy" (UDB) # fotopen(y) "fotope." Eo amin'ny toeran'ny taolam-pe izay mampitohy ny fotope izany. # Nipitsoka ny fotopen'i Jakoba raha nitolona taminy izy Afaka atao izany hoe: DH: "Nahavoa (nandratra) ny foto-pen'i Jakoba ilay lehilahy raha nifampitolona taminy" # mitso-drano Eto ny "mitso-drano" dia manana hevitra hoe manonona faniriana sy tombotsoa tsara hitranga amin'izany olona izany. # Tsy hamela anao handeha aho raha tsy mitso-drano ahy ianao Afaka atao izany hoe: DH: "Tsy tokoa! tsy maintsy mitso-drano ahy aloha ianao, dia izay vao hamela anao andeha aho"