plt_tn/gen/32/19.md

24 lines
644 B
Markdown

# Nanome toromarika ny vondrona faharoa
"nanome baiko ny vondrona faharoa"
# Tsy maintsy miteny ihany koa ianareo hoe: 'Jakoba mpanomponao
Ireo mety ho heviny dia 1) "hilaza koa ianareo hoe: 'i Jakoba mpanomponao'" na 2) "hilaza ianareo,'i Jakoba mpanomponao ihany koa."'
# Hampitony azy (...) aho
"hanala ny hatezerany aho"
# handray ahy izy
"handray ahy amin'ny fahatsaram-po izy" na "handray ahy tsara izy"
# Koa nalefa nialoha azy ireo fanomezana
Eto ny "fanomezana" dia anondrona ireo mpanompo izay nitondra ireo fanomezana.
# Izy tenany nijanona
Eto ny "tenany" dia manindry fa Jakoba tsy niara-nandeha tamin'ireo mpanompony.