# Nanome toromarika ny vondrona faharoa "nanome baiko ny vondrona faharoa" # Tsy maintsy miteny ihany koa ianareo hoe: 'Jakoba mpanomponao Ireo mety ho heviny dia 1) "hilaza koa ianareo hoe: 'i Jakoba mpanomponao'" na 2) "hilaza ianareo,'i Jakoba mpanomponao ihany koa."' # Hampitony azy (...) aho "hanala ny hatezerany aho" # handray ahy izy "handray ahy amin'ny fahatsaram-po izy" na "handray ahy tsara izy" # Koa nalefa nialoha azy ireo fanomezana Eto ny "fanomezana" dia anondrona ireo mpanompo izay nitondra ireo fanomezana. # Izy tenany nijanona Eto ny "tenany" dia manindry fa Jakoba tsy niara-nandeha tamin'ireo mpanompony.