forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
993 B
Markdown
28 lines
993 B
Markdown
# "vonjeo (...) aho"
|
|
|
|
"avoty aho"
|
|
|
|
# amin'ny tanan'ny rahalahiko, ny tanan'i Esao
|
|
|
|
Eto ny teny "tanana" dia ilazana ny hery. Ireo andian-teny roa ireo dia manana dika mitovy ihany.Ilay faharoa dia manazava fa Esao ilay rahalahy izay nandrasan'i Jakoba. DH: "amin'ny herin'i Esao, rahalahiko" na "amin'i Esao rahalahiko"
|
|
|
|
# fa matahotra azy aho, ndrao ho avy izy
|
|
|
|
"matahotra aho fa ho avy izy"
|
|
|
|
# Kanefa Ianao niteny hoe: 'Ho ambiniko tokoa ianao. Hataoko (...) ireo taranakao ... hisaina.'
|
|
|
|
Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "Kanefa Ianao niteny fa hanambina ahy tokoa, ary hataonao (...) ireo taranakao ... hisaina''
|
|
|
|
# hanambina anao
|
|
|
|
"hanao soa anao'' na ''hitondra tsara anao''
|
|
|
|
# Hataoko ho toy ny fasi-dranomasina ny taranakao
|
|
|
|
Izany dia miresaka ny amin'ny tsy maha tambo isaina tahaka ny voan'ny fasika eny an-dranomasina ireo taranak'i Jakoba.
|
|
|
|
# izay tsy ho tambo isaina
|
|
|
|
Afaka atao izany hoe: DH: "izay tsy misy afaka manisa ny isan'izy ireo"
|