plt_tn/gen/31/29.md

21 lines
733 B
Markdown

# Manana hery handratrana anareo aho
Ny teny hoe: ''ianao'' dia ilazana ny olona rehetra niaraka tamin'i Jakoba. DH: "Manana olona ampy hiady ka handratra ny rehetra aminareo aho''
# Tandremo mba tsy hasianao teny akory Jakoba na tsara na ratsy
Ny andian-teny ''tsara na ratsy'' dia nampiasaina miaraka mba hidika hoe ''na inona na inona.''
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:24 DH: "Aza miteny zavatra na inona na inona mety hanandramana na hampitsaharana an'i Jakoba handao''
# lasa ianao
Ilazana an'i Jakoba ny ''ianao'' eto.
# any an-tranon'ny rainareo
Eto ny ''trano'' dia ilazana ny fianakaviana. DH: "'hody any an-trano hiaraka amin'ny rainao sy ny fianakavianao sasany''
# ireo andriamanitro
''ireo sampinao''