# Manana hery handratrana anareo aho Ny teny hoe: ''ianao'' dia ilazana ny olona rehetra niaraka tamin'i Jakoba. DH: "Manana olona ampy hiady ka handratra ny rehetra aminareo aho'' # Tandremo mba tsy hasianao teny akory Jakoba na tsara na ratsy Ny andian-teny ''tsara na ratsy'' dia nampiasaina miaraka mba hidika hoe ''na inona na inona.'' Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:24 DH: "Aza miteny zavatra na inona na inona mety hanandramana na hampitsaharana an'i Jakoba handao'' # lasa ianao Ilazana an'i Jakoba ny ''ianao'' eto. # any an-tranon'ny rainareo Eto ny ''trano'' dia ilazana ny fianakaviana. DH: "'hody any an-trano hiaraka amin'ny rainao sy ny fianakavianao sasany'' # ireo andriamanitro ''ireo sampinao''