plt_tn/gen/31/22.md

28 lines
687 B
Markdown

# Tamin'ny andro faha-telo
Fomban'ny Jiosy ny manisa ny andro nandehanana ho toy ny andro voalohany. DH: " Roa andro tao aorian'ny andro nialany''
# nolazaina tamin'i Labana
Afaka atao izany hoe: DH: "nisy olona nilaza tamin'i Labana''
# fa nitsoaka i Jakoba
I Jakoba ihany no voatonona satria izy no mpitarika ny fianakaviana. Afaka atao mazava fa niaraka taminy ireo fianakaviany. DH: "fa nitsoaka niaraka tamin'ireo vadiny sy ireo zanany Jakoba''
# dia nalainy
''dia nalain'i Labana''
# ary nanaraka azy
''ary nanenjika an'i Jakoba''
# nandritra ny lalana hafitoana
Nandany fito andro nandeha tongotra hanatratra an'i Jakoba i Labana.
# Tratrany (...) izy
''Azony izy''