# Tamin'ny andro faha-telo Fomban'ny Jiosy ny manisa ny andro nandehanana ho toy ny andro voalohany. DH: " Roa andro tao aorian'ny andro nialany'' # nolazaina tamin'i Labana Afaka atao izany hoe: DH: "nisy olona nilaza tamin'i Labana'' # fa nitsoaka i Jakoba I Jakoba ihany no voatonona satria izy no mpitarika ny fianakaviana. Afaka atao mazava fa niaraka taminy ireo fianakaviany. DH: "fa nitsoaka niaraka tamin'ireo vadiny sy ireo zanany Jakoba'' # dia nalainy ''dia nalain'i Labana'' # ary nanaraka azy ''ary nanenjika an'i Jakoba'' # nandritra ny lalana hafitoana Nandany fito andro nandeha tongotra hanatratra an'i Jakoba i Labana. # Tratrany (...) izy ''Azony izy''