plt_tn/gen/31/12.md

24 lines
596 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'i Jakoba ilay anjelin'i Andriamanitra.
# Atopazo ireo masonao
Fomba filazana ny ''miandrandra'' na ''mitraka'' izany.
# izay miray amin'ireo ondry aman'osy
Eto ''ny ondry aman'osy'' dia ilazana ireo osy vavy. DH: "ireo izay miray amin'ireo osy vavy amin'ireo ondry aman'osy''
# ireo sadika, mara, ary sada
''ireo misy sadika sy sada''
# any amin'izay nanosoranao tsangam-bato
Nandraraka menaka tamin'ilay tsangam-bato i Jakoba mba hanokanana izany ho an'Andriamanitra.
# ny tany nahaterahanao
''ny tany izay nahaterahanao''