# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'i Jakoba ilay anjelin'i Andriamanitra. # Atopazo ireo masonao Fomba filazana ny ''miandrandra'' na ''mitraka'' izany. # izay miray amin'ireo ondry aman'osy Eto ''ny ondry aman'osy'' dia ilazana ireo osy vavy. DH: "ireo izay miray amin'ireo osy vavy amin'ireo ondry aman'osy'' # ireo sadika, mara, ary sada ''ireo misy sadika sy sada'' # any amin'izay nanosoranao tsangam-bato Nandraraka menaka tamin'ilay tsangam-bato i Jakoba mba hanokanana izany ho an'Andriamanitra. # ny tany nahaterahanao ''ny tany izay nahaterahanao''